Use APKPure App
Get Baiboly Betsileo old version APK for Android
Baiboly voadika am'ny fiteny Betsileo
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon'ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao am'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo Zaraina ny "ứng dụng."
Last updated on Dec 10, 2024
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.
Được tải lên bởi
Relikia Bdr RC
Yêu cầu Android
Android 5.0+
Báo cáo
Baiboly Betsileo
12.3 by Wycliffe Bible Translators, Inc
Jan 3, 2025