APKPure Appを使用する
Kajy Chimple (Maths - Malagasyの旧いバージョンをダウンロードすることが可能
Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple
Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao amin'ny akany fibeazana Hatrany amin'ny kilasy faha 3(3 ka Hatramin'ny 8 taona)。Izany dia ahafahany mianatra、mampihatra、ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin’ny fomba mahafaly sy mampirisika。Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana amin'ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.
Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny mamarika.Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo。Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika。Ny fampiharana ihany koa dia misy amin'ny fiteny maro。
タンジャニー:
- Tsotra、mora ampiasaina sy mora azo
- Fampiharana fianarana maimaimpoana
- Taranja fototra – Kajy sy piozila
- Narafitr'ireo mpampianatra sy mpanabe
- Tsy misy dokam-barotra、tontolo iainana azo antoka
- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra
- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila
- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny
- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro
- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin'ny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza
Alaina amin'ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanombokadieny anio
Momba ny tena:
カジー:
。Fianarana、soratra ary fanisana 1 – 1000
。Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sykely indrindra
。Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra
。イサ・マナマリカ、マナナ・サンダ・マノカナ
。Isa mijotso sy manonga、ankasa sy tsy ankasa
。Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa、tarehimarika telo
。Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana
。Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa、tarehimarika telo
。Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany
。Olana amin'ny teny – Manampy、manala ary mampitombo
Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra Hatrany any amin'ny ambaratongatena。Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.
--------------
Global Learning Xprizeのファイナリストであるチンプルは、幼児から未就学児、幼稚園まで、初期の数学を支援する無料の学習教育アプリです。
Chimple Kidsアプリは使いやすく、理解しやすいです。Chimple Kidsアプリで15か月間毎日30分学習すると、子供は学校に通えるようになります。ユネスコはタンザニアで15か月間、チンプルキッズアプリのフィールドトライアルを実施し、3〜8歳の子供たちは目覚ましい学習効果を示しました。
学校や自宅でChample Kidsアプリを使用することで、子供たちはすぐに基本的な概念に精通し、インタラクティブに数学の学習を加速するのに役立ちます。
特徴:
• 子供たちが学ぶのに役立つカラフルな早期教育アプリ
• シンプルで使いやすく、理解しやすい
• 数字を学ぶ
• 子供向けのインタラクティブで魅力的で有益な学習アプリ
• 子供向けの知育ミニゲームとパズル
• 教師や教育者によるデザイン
• 100%無料で使用できます
• 広告なし、安全な環境
今すぐダウンロードして、魅力的な学習を始めましょう!
数学カリキュラム:
• 1〜1000の数字を学び、書き、数える
• 数字の概念 – 少ないと多い、大きいと小さい
• スキップカウントと逆カウント
• 欠けている数字、場所の価値
• 昇順と降順、偶数と奇数
• 2桁と3桁のシンプルな足し算
• 水平方向と垂直方向の加算
• 2桁と3桁のシンプルな引き算
• 初心者と初級の掛け算
Last updated on 2021年09月03日
Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!
Kajy Chimple (Maths - Malagasy
2.0 by Chimple
2021年09月03日