We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 屏幕截图

关于Kajy Chimple (Maths - Malagasy

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple

Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao amin'ny akany fibeazana hatrany amin'ny kilasy faha 3(3 ka hatramin'ny 8 taona)。Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin'ny fomba mahafaly sy mampirisika。Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana amin'ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly。

Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary mampitamarika.Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo。Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika。Ny fampiharana ihany koa dia misy amin'ny fiteny maro。

坦贾尼 :

- Tsotra,mora ampiasaina sy mora azo

- Fampiharana fianarana maimaimpoana

- Taranja fototra – Kajy sy piozila

- Narafitr'ireo mpampianatra sy mpanabe

- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka

- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra

- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila

- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny

- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro

- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin'ny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza

Alaina amin'ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio

蒙巴尼特纳 :

凯伊:

.Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000

.Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra

.Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra

.Isa manamarika, manana sanda manokana

.Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa

.Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

.Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana

.Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

.Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany

.Olana amin'ny teny – Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any amin'ny ambaratonga tena izy.Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay。

---------------

全球学习Xprize决赛入围者,Chimple是一款免费的学习教育应用程序,适用于从幼儿到学龄前儿童和幼儿园的儿童,帮助他们学习早期数学。

Chimple Kids应用程序易于使用和理解。在Chimple Kids App上每天30分钟的学习时间,持续15个月,让孩子为上学做好准备。教科文组织在坦桑尼亚进行了为期 15 个月的 Chimple Kids 应用现场试验,在此期间,3-8 岁的儿童取得了令人瞩目的学习成果。

通过在学校和/或在家中使用 Chimple Kids 应用程序,孩子们可以迅速熟悉基本概念,这将有助于以交互方式加速数学学习。

特点:

• 丰富多彩的早期教育应用程序,帮助孩子学习

• 简单易用,易于理解

• 学习数字

• 互动、引人入胜且内容丰富的儿童学习应用程序

• 儿童教育性迷你游戏和拼图

• 由教师和教育工作者设计

• 100%免费使用

• 无广告,安全的环境

下载并立即开始有趣的学习!

数学课程:

• 学习、写作和数数1 - 1000

• 数字概念 - 更少与更多,更大与更小

• 跳过计数和反向计数

• 缺少数字、位值

• 升序和降序,偶数和奇数

• 简单的两位数和三位数加法

• 水平和垂直添加

• 简单的两位数和三位数减法

• 初学者和初级乘法

最新版本2.0更新日志

Last updated on 2021年09月03日

Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!

翻译中...

更多游戏信息

最新版本

请求 Kajy Chimple (Maths - Malagasy 更新 2.0

上传者

ميدو الخمي

系统要求

Android 5.0+

更多
语言
订阅APKPure
第一时间获取热门安卓游戏应用的首发体验,最新资讯和玩法教程。
不,谢谢
订阅
订阅成功!
您已订阅APKPure。
订阅APKPure
第一时间获取热门安卓游戏应用的首发体验,最新资讯和玩法教程。
不,谢谢
订阅
成功!
您已订阅我们的邮件通知。